AMPIANARO AHY (Antoko-mpihira Haniry ny Lanitra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ampianaro ahy Jesoa anio ny lalanao
Fa iriko indrindra ny ho Aminao
Fa he manafotra ahy ny ota qpatbr izay natao
Ka manakona ahy tsy hahita Anao
2-Ampianaro aho Jesoa hivelona Aminao
Ny fiainako dia ho eo tononkira.serasera.org an-tananao
Na manintona aza re izao tontolo izao
Dia matoky aho manana Anao
3-Ampianaro aho, Jeso hiasa ho Anao
Ho fiasana ho eo am-pelatananao
Ka hahay hizara izany fitiavanao
Mba ho bhiclh mpianatrao izao tontolo izao
Fiv: Raiso aho Jeso kqfjuvw ho Anao
Ka ombay ny fitiavanao
Na tsy mendrika aza dia hibebaka Aminao
Vonona aho hanaraka ny lalanao
Fa iriko indrindra ny ho Aminao
Fa he manafotra ahy ny ota qpatbr izay natao
Ka manakona ahy tsy hahita Anao
2-Ampianaro aho Jesoa hivelona Aminao
Ny fiainako dia ho eo tononkira.serasera.org an-tananao
Na manintona aza re izao tontolo izao
Dia matoky aho manana Anao
3-Ampianaro aho, Jeso hiasa ho Anao
Ho fiasana ho eo am-pelatananao
Ka hahay hizara izany fitiavanao
Mba ho bhiclh mpianatrao izao tontolo izao
Fiv: Raiso aho Jeso kqfjuvw ho Anao
Ka ombay ny fitiavanao
Na tsy mendrika aza dia hibebaka Aminao
Vonona aho hanaraka ny lalanao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko-mpihira Haniry ny LanitraVisites : 1517
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : HANITRYNYLANITRA
Date : 11/04/2017 09:48
