AMPIANARO AHY (Antoko-mpihira Haniry ny Lanitra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ampianaro ahy Jesoa anio ny lalanao
Fa iriko indrindra ny ho Aminao
Fa he manafotra xwwkeis ahy ny ota izay natao
Ka manakona ahy tsy hahita Anao
2-Ampianaro aho Jesoa hivelona Aminao
Ny fiainako dia ho eo an-tananao
Na manintona aza re bxorf izao tontolo izao
Dia matoky aho manana Anao
3-Ampianaro aho, Jeso hiasa ho Anao
Ho fiasana ho eo tononkira.serasera.org am-pelatananao
Ka hahay sbsxcq hizara izany fitiavanao
Mba ho mpianatrao izao tontolo izao
Fiv: Raiso aho Jeso ho Anao
Ka ombay ny fitiavanao
Na tsy mendrika aza dia hibebaka Aminao
Vonona aho hanaraka ny lalanao
Fa iriko indrindra ny ho Aminao
Fa he manafotra xwwkeis ahy ny ota izay natao
Ka manakona ahy tsy hahita Anao
2-Ampianaro aho Jesoa hivelona Aminao
Ny fiainako dia ho eo an-tananao
Na manintona aza re bxorf izao tontolo izao
Dia matoky aho manana Anao
3-Ampianaro aho, Jeso hiasa ho Anao
Ho fiasana ho eo tononkira.serasera.org am-pelatananao
Ka hahay sbsxcq hizara izany fitiavanao
Mba ho mpianatrao izao tontolo izao
Fiv: Raiso aho Jeso ho Anao
Ka ombay ny fitiavanao
Na tsy mendrika aza dia hibebaka Aminao
Vonona aho hanaraka ny lalanao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko-mpihira Haniry ny LanitraHits : 1573
Likes : 0 Like
Created by : HANITRYNYLANITRA
Date : 11/04/2017 09:48
