DIA GAGA (Antoko-mpihira Haniry ny Lanitra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Dia gaga ny ankaso
Nahita ahy nitony
Tsy latsa-dranomaso
Na nitomany intsony
Satria ry Tompo tsara misinda ny toloko
Raha Ianao no anjara, tononkira.serasera.org zay nofidin’ny foko
2-Ho gaga koa ny vola
Raha nanalavitra ahy
Mahita ycmeqoyq ahy tsy tola
Na reraka am-panahy
Satria ry Tompo tsara misinda ny toloko
Raha Ianao no anjara, zay nofidin’ny foko
3-Ny sofiko mikiky
Ho gaga kckucyg manoloana
Ny endriko mitsiky
Toa andro lohataona
Satria ry Tompo tsara misinda ny toloko
Raha Ianao no anjara, zay nofidin’ny foko
hxmxfivy
Nahita ahy nitony
Tsy latsa-dranomaso
Na nitomany intsony
Satria ry Tompo tsara misinda ny toloko
Raha Ianao no anjara, tononkira.serasera.org zay nofidin’ny foko
2-Ho gaga koa ny vola
Raha nanalavitra ahy
Mahita ycmeqoyq ahy tsy tola
Na reraka am-panahy
Satria ry Tompo tsara misinda ny toloko
Raha Ianao no anjara, zay nofidin’ny foko
3-Ny sofiko mikiky
Ho gaga kckucyg manoloana
Ny endriko mitsiky
Toa andro lohataona
Satria ry Tompo tsara misinda ny toloko
Raha Ianao no anjara, zay nofidin’ny foko
hxmxfivy
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko-mpihira Haniry ny LanitraVisites : 2222
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : HANITRYNYLANITRA
Date : 11/04/2017 09:52
