ATAOKO AHOANA (Antoko-mpihira Haniry ny Lanitra)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ataoko ahoana moa ry Tompo be fitia
Ny hitanisa ireo soa efa vitanao
Tsy mendrika aho diso satria
Efa ninia vvrnwv nanidy ny foko tsy hidiranao
Ny halotoako rehetra efa fantatrao
Ny tsy finoako hatrizay efa hitanao
Kanefa Ianao nilaza tamiko hoe
Manantona, manantona
Koa indro aho ukwv efa mino fa nandre
Tsy mendrika aho kanefa indro manoina

2-Ataoko ahoana moa ry Rain’ny famonjena
Ny hitantara ireo herim-pitiavanao
Tsy mendrika aho nefa nekenao
Mba ho anisa’ireo antsoina hoe gaocqguj malalanao
Toa fahazarako ny miafina ny endrikao
Zary fiainako ny ota tsy sitrakao
Kanefa tononkira.serasera.org Ianao nilaza tamiko hoe
Manantona, manantona
Koa indro aho efa mino fa nandre
Tsy mendrika aho kanefa indro manoina

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antoko-mpihira Haniry ny Lanitra
Hits : 1586
Likes : 0 Like
Created by : HANITRYNYLANITRA
Date : 11/04/2017 09:49
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0303