AIZA HO AIZA NY LANITRA (Antoko-mpihira Haniry ny Lanitra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiv :Aiza ho aiza ny lanitra misy anao ô ry olombelona ô
Efa mby ao anatiny sa variana eny ivelany
Fitoerna tononkira.serasera.org soa no kbsrbvyq efa voaman’ny Tompo Jesosy ao
Koa aiza ny lanitra no misy anao
1-Paradisa vaovao
Feno fiadanana no oswfgvji hita ao
Ka meteza handinika ao
Aiza ho aiza no misy anao
2-Mba hevero zay toetranao
Sy izay asa vitanao hatrizay
Ka meteza handinika ao
Aiza ho aiza no misy anao
3-Tsy misy afaka mankao
Raha tsy efa yosiodmn nandray fo vaovao
Ka meteza handinika ao
Aiza ho aiza no misy anao
Efa mby ao anatiny sa variana eny ivelany
Fitoerna tononkira.serasera.org soa no kbsrbvyq efa voaman’ny Tompo Jesosy ao
Koa aiza ny lanitra no misy anao
1-Paradisa vaovao
Feno fiadanana no oswfgvji hita ao
Ka meteza handinika ao
Aiza ho aiza no misy anao
2-Mba hevero zay toetranao
Sy izay asa vitanao hatrizay
Ka meteza handinika ao
Aiza ho aiza no misy anao
3-Tsy misy afaka mankao
Raha tsy efa yosiodmn nandray fo vaovao
Ka meteza handinika ao
Aiza ho aiza no misy anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko-mpihira Haniry ny LanitraVangy : 1699
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HANITRYNYLANITRA
Daty : 11/04/2017 09:48
