ANDAO HIDERA (Antoko-mpihira Haniry ny Lanitra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Injany misy feo manako fatratra
Miantso any an’efitra tononkira.serasera.org any ho any
Mibitsika mangina mikopaka izany
Miantso ahy, miantso anao koa
Fi: Miandry andraso foana ve
Vao afaka hanoa
Nefa indro izao ny atson’i djipw Tsitoha
Izay teqo manantona ahy tsy ho laviko mihitsy
Koa dmgp handao hidera hanao hoe: Amen!
2-Indro miandry eo am-baravarana
Jesosy zoky hitsena antsika
Izy no efa tanjona hifanarahana
Ka faingana malakia re
Miantso any an’efitra tononkira.serasera.org any ho any
Mibitsika mangina mikopaka izany
Miantso ahy, miantso anao koa
Fi: Miandry andraso foana ve
Vao afaka hanoa
Nefa indro izao ny atson’i djipw Tsitoha
Izay teqo manantona ahy tsy ho laviko mihitsy
Koa dmgp handao hidera hanao hoe: Amen!
2-Indro miandry eo am-baravarana
Jesosy zoky hitsena antsika
Izy no efa tanjona hifanarahana
Ka faingana malakia re
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko-mpihira Haniry ny LanitraVangy : 1632
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HANITRYNYLANITRA
Daty : 11/04/2017 09:48
