ANJELY MAROBE (Antoko-mpihira Haniry ny Lanitra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anjely marobe, injao mihira hoe
Voninahitra ho an’Andriamanitra (X2)
Ho amin’ny avo
Ary ny fiadanana ho ety ambonin’ny tany
Ho an’ny olona hankasitrhana
HALELOIA
Dera laza ho Anao ry Zanak’Andriamanitra
No famindra-ponao ka afaka izao
Anjely tononkira.serasera.org marobe, injao mihira hoe
Voninahitra ho an’Andriamanitra uculcef (X2)
Ho amin’ny avo
Ary gzbdyxgg ny fiadanana ho ety ambonin’ny tany
Ho ashpfj an’ny olona hankasitrhana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko-mpihira Haniry ny LanitraVangy : 1762
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HANITRYNYLANITRA
Daty : 11/04/2017 07:43