Ampidiro aloha ny tenimiafina
Endrey ny hatsaran'ny asanao (Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Endrey ny hatsaran’ny asanao
Ry Andriamanitra ô
Ny mazava, sy ny alina koa
Ny tany sy ny lanitra
Sy izay rehetra ao aminy
Dia samy asanao
Hoderainay mandrakizay
Ianao Mpanjakanay
Fa kdgwl na dia levona tononkira.serasera.org kyuofzw glpv aza
Ny nofoko sy ny foko
Dia mbola vatolampin’ny foko
Sy anjarako mandrakizay
Andriamanitro
Ry Andriamanitra ô
Ny mazava, sy ny alina koa
Ny tany sy ny lanitra
Sy izay rehetra ao aminy
Dia samy asanao
Hoderainay mandrakizay
Ianao Mpanjakanay
Fa kdgwl na dia levona tononkira.serasera.org kyuofzw glpv aza
Ny nofoko sy ny foko
Dia mbola vatolampin’ny foko
Sy anjarako mandrakizay
Andriamanitro
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana)Vangy : 540
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : akoniziona
Daty : 08/11/2023 13:23
