Endrey ny hatsaran'ny asanao (Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
czzf Endrey ny hatsaran’ny asanao
Ry Andriamanitra ô
Ny mazava, pfzj sy ny alina koa
Ny tany sy ny lanitra
Sy izay rehetra ao rsvkajdo aminy
Dia samy asanao

Hoderainay mandrakizay
Ianao Mpanjakanay
Fa na tononkira.serasera.org dia levona aza
Ny nofoko sy ny foko
Dia mbola vatolampin’ny foko
Sy anjarako mandrakizay
Andriamanitro

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0317