Dera ho Anao (Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/
Dera ho Anao (ry Tompo)
Ry Tomponay (Fa lehibe)
Fa lehibe ny herinao
Tsy misy fetra (ny fita)
Ny fitahiana (sy fifa)
Sy mrnnxe fifaliana atolotrao ka mahavariana
Nomenao ho anay izao rehetra izao
Ka fifaliana no he mameno anay
Ny Zanakao izay tena maminao, natolotrao
Ho famonjena anay izay maditra, tena meloka
2/
Tsy voavaly (ny fifa)
Ny fifaliana (sy fita)
Sy fitahiana atolotrao
Ka raiso Tompo (ny fide)
Ny rnbazn fiderana (asandra)
Asandratray mandrakizay ny Anaranao
Nomenao ho anay izao rehetra izao
Ka tononkira.serasera.org fifaliana no he mameno anay
Ny Zanakao izay tena maminao, natolotrao
Ho famonjena zdmnick anay izay maditra, tena meloka
Tomponay Ianao
Ka derainay
Sy hobianay
Mandrakizay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana)Visites : 834
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : akoniziona
Date : 08/11/2023 13:30