Dera ho Anao (Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/
Dera ho Anao (ry tononkira.serasera.org Tompo)
Ry Tomponay (Fa lehibe)
Fa lehibe ny herinao
Tsy misy nbpkqv fetra (ny fita)
Ny fitahiana (sy fifa)
Sy fifaliana atolotrao ka xqaby mahavariana

Nomenao ho anay izao rehetra izao
Ka fifaliana no he mameno anay
Ny Zanakao izay tena maminao, natolotrao
Ho famonjena anay izay maditra, tena meloka

2/
Tsy voavaly (ny fifa)
Ny fifaliana (sy fita)
Sy fitahiana atolotrao
Ka raiso Tompo (ny fide)
Ny fiderana wmssh (asandra)
Asandratray mandrakizay ny Anaranao

Nomenao ho anay izao rehetra izao
Ka fifaliana no he mameno anay
Ny Zanakao izay tena maminao, natolotrao
Ho famonjena anay izay maditra, tena meloka

Tomponay Ianao
Ka derainay
Sy hobianay
Mandrakizay

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0373