Atsanganay ho faneva (Hira faneva faha 40 taona) (Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ilboxpno 1/
O ry Tomponay Tsitoha
Isaoranay ny anaranao
Fa nahazo tombontsoa
Dia taon-jobily vaovao
Refrain :
Atsanganay jgsi ho faneva Ianao
Fa aro sady haingonay
Ho tononkira.serasera.org gupok ren’izao tontolo izao
Ny teninao no sabatray
2/
Maro be ny fitahiana
Tao ny sedra mahamay
Ny fitiavanao tsy gina
Nandrotsy teo ny fiainanay
3/
Ny andro mbola ho avy Tompo
Meteza mba ho tokinay
Tafio ny herinao hazoto
Hanompo tsy ho alasafay
O ry Tomponay Tsitoha
Isaoranay ny anaranao
Fa nahazo tombontsoa
Dia taon-jobily vaovao
Refrain :
Atsanganay jgsi ho faneva Ianao
Fa aro sady haingonay
Ho tononkira.serasera.org gupok ren’izao tontolo izao
Ny teninao no sabatray
2/
Maro be ny fitahiana
Tao ny sedra mahamay
Ny fitiavanao tsy gina
Nandrotsy teo ny fiainanay
3/
Ny andro mbola ho avy Tompo
Meteza mba ho tokinay
Tafio ny herinao hazoto
Hanompo tsy ho alasafay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana)Hits : 803
Likes : 0 Like
Created by : akoniziona
Date : 08/11/2023 13:26
