Ampidiro aloha ny tenimiafina
Atsanganay ho faneva (Hira faneva faha 40 taona) (Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/
O jxgyqrn ry Tomponay Tsitoha
Isaoranay ny anaranao
Fa nahazo tombontsoa
Dia taon-jobily vaovao
Refrain :
Atsanganay ho faneva Ianao
Fa aro sady haingonay
Ho ren’izao tontolo izao
Ny teninao no sabatray
2/
Maro be ny heja fitahiana
Tao ny xjrtg sedra mahamay
Ny fitiavanao tsy tononkira.serasera.org gina
Nandrotsy teo ny fiainanay
3/
Ny andro mbola ho avy Tompo
Meteza mba ho tokinay
Tafio ny herinao hazoto
Hanompo tsy ho alasafay
O jxgyqrn ry Tomponay Tsitoha
Isaoranay ny anaranao
Fa nahazo tombontsoa
Dia taon-jobily vaovao
Refrain :
Atsanganay ho faneva Ianao
Fa aro sady haingonay
Ho ren’izao tontolo izao
Ny teninao no sabatray
2/
Maro be ny heja fitahiana
Tao ny xjrtg sedra mahamay
Ny fitiavanao tsy tononkira.serasera.org gina
Nandrotsy teo ny fiainanay
3/
Ny andro mbola ho avy Tompo
Meteza mba ho tokinay
Tafio ny herinao hazoto
Hanompo tsy ho alasafay
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana)Visites : 871
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : akoniziona
Date : 08/11/2023 13:26
