Andro hafakely (Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/
Tonga tety Ianao Jesoa ho famonjena anay
Ka nafoinao ny hpjhfr lapasoa izay nitoeranao
Dia tonga nofo ka naterak’i Maria tety
Nanetry tena mba hamonjy ireo izay mpania
Refrain :
Noely maminay
Noely tianay
Ho noely hafa tokoa
Noho ny efa hita taloha
Ho noely fifaliana
Ho noely sambatra
Enga anie ny szeqtkf andro rehetra
Ho noely tsy misy fetra
2/
Fa lehibe sy mahagaga izany herinao
Ka dera, laza, hery, haja no atolotray
Fiainana, fiadanana, tsy mba oufvzvpm manam-petra
Atalotrao ho tononkira.serasera.org anay hatramin’izay ka hatramin’izao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana)Vangy : 714
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : akoniziona
Daty : 08/11/2023 13:59