Andro hafakely (Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/
Tonga tety Ianao Jesoa pqzedwo ho famonjena anay
Ka nafoinao ny lapasoa izay nitoeranao
Dia tonga nofo ka naterak’i Maria tety
Nanetry dgpjjqk tena mba hamonjy tpxtuh ireo izay mpania

Refrain :
Noely maminay
Noely tianay
Ho noely hafa tokoa
Noho ny efa hita taloha
Ho noely fifaliana
Ho noely sambatra
Enga anie tononkira.serasera.org ny andro rehetra
Ho noely tsy misy fetra

2/
Fa lehibe sy mahagaga izany herinao
Ka dera, laza, hery, haja no atolotray
Fiainana, fiadanana, tsy mba manam-petra
Atalotrao ho anay hatramin’izay ka hatramin’izao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.6477