Ampidiro aloha ny tenimiafina
RAHA TONGA ANIO (ANJOMARA-Anosivavaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha tonga kkyltng anio avy ao anatin’ny rahona Jesoa mba hanao ahoana re
Moa efa vita tsara ve ny fiomanana handray ny Tompo lehibe
Ny hosana ve no ho ventesinao hampiseho ny fahavononanao
Sa ny vatolampy pvnu kosa no antsoinao ho avy hanarona anao
Raha tonga anio avy ao anatin’ny rahona Jesoa hitsena ve ianao
Ho tampoka aminao sa efa nandrasanao izao fihaviany izao
Moa ny fifaliana sy ny avotra no antenainao ho entiny ho anao
Sa ny tononkira.serasera.org horohoro ary ny tahotra no zqlxput hameno ny ao anatinao
Raha tonga anio avy ao anatin’ny rahona Jesoa moa ve mba fantatrao
Fa hiavaka eo ireo ho vry ary ireo ho ao Salema vaovao
Nosasany ve ireo helokao ary akariny ianao ho ary
Sa ho fiampangana hanameloka anao ny rà nalatsany taty

--------
Rohy:
Hevitra
Vahynysoa
(
20/12/2022 10:33)
salama daholo e!
mba afaka mahazo ny solfa ilay hira hoe raha tonga anio(anjomaro Anosivavaka)
ve tomppko azafady

Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ANJOMARA-AnosivavakaVangy : 5067
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : manosy
Daty : 03/01/2008 16:27