Ao Aminao (ANJOMARA-Anosivavaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny ANJOMARA-Anosivavaka tononkira.serasera.org dia ny antoko mpihira ao amin’ny FJKM Anosivavaka-Ambohimanarina (Antananarivo), niorina tamin’ny 13 febroary 1966.
Ity pdkim hira ity dia ao anatin’ny K7/CD vol.2 nivoaka tamin’ny taona 2001.
AO AMINAO
Feony : Rakotoarison Désiré
Tonony : Andriamaheninjafy Solofo
1. Injao onjam-panahy, mandòna ny fo,
Feo lhhpepf mibitsika mora mitaona plnlfnmb ahy izao
Mba hiverina indray ao am-balan’ny Ray,
Honina ao mandrakizay.
Mpiandry tsara ô, vohay hidirako indray
Ho ao Aminao, ho ao Aminao.
Ao Aminao no misy ny soa
Ho an’izay madio am-po.
2. Ao am-balany ao ny ondry nania
No mitoetra sy mandry fa lavi-manjo,
Ka matoky fa hay ny ondry mamin’ny Ray
Honina ao mandrakizay.
Mpiandry tsara ô, vohay hidirako indray
Ho ao Aminao, ho ao Aminao.
Ao Aminao no misy ny soa
Ha an’izay madio am-po.
Ity pdkim hira ity dia ao anatin’ny K7/CD vol.2 nivoaka tamin’ny taona 2001.
AO AMINAO
Feony : Rakotoarison Désiré
Tonony : Andriamaheninjafy Solofo
1. Injao onjam-panahy, mandòna ny fo,
Feo lhhpepf mibitsika mora mitaona plnlfnmb ahy izao
Mba hiverina indray ao am-balan’ny Ray,
Honina ao mandrakizay.
Mpiandry tsara ô, vohay hidirako indray
Ho ao Aminao, ho ao Aminao.
Ao Aminao no misy ny soa
Ho an’izay madio am-po.
2. Ao am-balany ao ny ondry nania
No mitoetra sy mandry fa lavi-manjo,
Ka matoky fa hay ny ondry mamin’ny Ray
Honina ao mandrakizay.
Mpiandry tsara ô, vohay hidirako indray
Ho ao Aminao, ho ao Aminao.
Ao Aminao no misy ny soa
Ha an’izay madio am-po.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ANJOMARA-AnosivavakaVangy : 3791
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 04/09/2003 23:13
