AKAIKINAO ANDRIAMANITRA O (ANJOMARA-Anosivavaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Akaikinao Andriamanitra ôNo lavitry ny horohoro (*2)
Miravo tsy mba manana adim-po
Na lanitra aza no hikoro
Eo anilanao ry Jesoa Tompo
Ny fo mitady fierena (*2)
Na misafoaka aza ny manjo
Tsy azon-doza akaikena
Fanahy Masina ô
Honony re
Ny fo zay valaka, valaka sy ana
Tantano ho tafita re
Na tondraka aza i Jordana
Ny torimaso, ny torimaso farany izay
Handaozanay ny fahoriana (*2)
No vavahady izay hidiranay (*2)
Handraisanay ny fifaliana (*2)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ANJOMARA-AnosivavakaVangy : 4273
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Henipitia
Daty : 30/10/2008 12:16