Rahoviana no hipaika ? (Andrianary Ratianarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rahoviana no hipaika
Itony andro nandrandraina ?
Fa ny foko, ny rzqgrus foko anie ka maika
Maika, te-hihira, hihira ny maraina.
O ry andro lpdusm mba tongava
Hivimbino voninkazo
Fa miandry, miandry lalandava
Miandry sady te-hahazo.
Rahoviana no ho heno
Itony tsantam-pifaliana ?
Fa ny foko te-ho feno
Tsikitsikin'olon-tiana.
Izany foko manantena
Tsy tebc hitsahatra hiahy
O ry andro volamena
Aza manalavitra tononkira.serasera.org ahy.
Itony andro nandrandraina ?
Fa ny foko, ny rzqgrus foko anie ka maika
Maika, te-hihira, hihira ny maraina.
O ry andro lpdusm mba tongava
Hivimbino voninkazo
Fa miandry, miandry lalandava
Miandry sady te-hahazo.
Rahoviana no ho heno
Itony tsantam-pifaliana ?
Fa ny foko te-ho feno
Tsikitsikin'olon-tiana.
Izany foko manantena
Tsy tebc hitsahatra hiahy
O ry andro volamena
Aza manalavitra tononkira.serasera.org ahy.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Andrianary RatianarivoVangy : 6503
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 27/02/2015 01:05
