Rahoviana no hipaika ? (Andrianary Ratianarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rahoviana no hipaika
Itony andro nandrandraina ?
Fa ny foko, ny foko anie ka lyadd maika
Maika, te-hihira, uervl hihira ny maraina.
O ry andro mba tongava
Hivimbino voninkazo
Fa miandry, miandry lalandava
Miandry sady te-hahazo.
Rahoviana no ho heno
Itony tsantam-pifaliana ?
Fa ny foko te-ho feno
Tsikitsikin'olon-tiana.
Izany foko manantena
Tsy hitsahatra tononkira.serasera.org liyugu hiahy
O ry andro volamena
Aza manalavitra ahy.
Itony andro nandrandraina ?
Fa ny foko, ny foko anie ka lyadd maika
Maika, te-hihira, uervl hihira ny maraina.
O ry andro mba tongava
Hivimbino voninkazo
Fa miandry, miandry lalandava
Miandry sady te-hahazo.
Rahoviana no ho heno
Itony tsantam-pifaliana ?
Fa ny foko te-ho feno
Tsikitsikin'olon-tiana.
Izany foko manantena
Tsy hitsahatra tononkira.serasera.org liyugu hiahy
O ry andro volamena
Aza manalavitra ahy.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Andrianary RatianarivoHits : 6651
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 27/02/2015 01:05
