Diso lalana (Andrianary Ratianarivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Diso lalana ka voajamba
Very haja fa nitoky rambaramba
Nahare remrnh ny:"matokia" qwoh ka latsa-damba
Nilomano tamin-drano misy mamba

Zazavavy tsy nahay nitandrin-tena
Ka nanjary henatry ny firenena
Tovolahy androvo wwvhcv saina no nekena
Tonga tononkira.serasera.org vasoka 'lay endri-bolamena

Ry fitiavana mamitaka ô ! Ô esory !
'Zato voalinao mitondra sorisory
Raha ho nofy tsy maninona tsy akory
Fa ny foko no teneno mba hatory.

Feony sy tonony: Andrianary Ratianarivo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1118