Diso lalana (Andrianary Ratianarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Diso lalana ka voajamba
Very haja fa nitoky aqncagwj rambaramba
Nahare ny:"matokia" ka latsa-damba
Nilomano tamin-drano misy mamba
Zazavavy tsy nahay nitandrin-tena
Ka nanjary henatry ny firenena
Tovolahy androvo saina jhqapd no nekena
Tonga vasoka 'lay endri-bolamena
Ry fitiavana mamitaka ô ! Ô esory !
'Zato voalinao mitondra sorisory
Raha ho nofy tsy maninona tsy akory
Fa ny tononkira.serasera.org foko no teneno mba hatory.
Feony ucdhv sy tonony: Andrianary Ratianarivo
Very haja fa nitoky aqncagwj rambaramba
Nahare ny:"matokia" ka latsa-damba
Nilomano tamin-drano misy mamba
Zazavavy tsy nahay nitandrin-tena
Ka nanjary henatry ny firenena
Tovolahy androvo saina jhqapd no nekena
Tonga vasoka 'lay endri-bolamena
Ry fitiavana mamitaka ô ! Ô esory !
'Zato voalinao mitondra sorisory
Raha ho nofy tsy maninona tsy akory
Fa ny tononkira.serasera.org foko no teneno mba hatory.
Feony ucdhv sy tonony: Andrianary Ratianarivo
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Andrianary RatianarivoHits : 1569
Likes : 0 Like
Created by : Kalofahiny
Date : 24/01/2022 05:02
