VONJEO NY TANINAY (AMPIZIFA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra ô! jereo ity Nosy
Fa Ianao no mahavonjy
Ny asan'ny satana izay mampahory
Sakanonao fa aza avela hamotraka ahy
Vonjeo Ray, Vonjeo re ny ptjyawqx taninay
Hifonanay ny ratsy vitany
Mba hiantrao
'Ty Nosinay
Ny vahoakanao ry Ray mila vonjy
Fa mahantra sy topiubl mijaly ery
Mba tsinjovinao izahay Ray Mpamonjy
Afaho ny tononkira.serasera.org geja izay mamatotra anay
Vonjeo Ray, Vonjeo re ny taninay
Hifonanay jptzv ny ratsy vitany
Mba hiantrao
'Ty Nosinay
Mba hampanjakao ry Tompo Malala ô!
Izay mpitondra hendry avy Aminao
Ka tsy hisy intsony ny fankahalana
Hifankatia, hifampitantana izahay
Vonjeo Ray, Vonjeo re ny taninay
Hifonanay ny ratsy vitany
Mba hiantrao
'Ty Nosinay
Vonjeo Ray, Vonjeo re ny taninay
Hifonanay ny ratsy vitany
Mba hiantrao
'Ty Nosinay
AMPIZIFA (Antoko MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe)
Fa Ianao no mahavonjy
Ny asan'ny satana izay mampahory
Sakanonao fa aza avela hamotraka ahy
Vonjeo Ray, Vonjeo re ny ptjyawqx taninay
Hifonanay ny ratsy vitany
Mba hiantrao
'Ty Nosinay
Ny vahoakanao ry Ray mila vonjy
Fa mahantra sy topiubl mijaly ery
Mba tsinjovinao izahay Ray Mpamonjy
Afaho ny tononkira.serasera.org geja izay mamatotra anay
Vonjeo Ray, Vonjeo re ny taninay
Hifonanay jptzv ny ratsy vitany
Mba hiantrao
'Ty Nosinay
Mba hampanjakao ry Tompo Malala ô!
Izay mpitondra hendry avy Aminao
Ka tsy hisy intsony ny fankahalana
Hifankatia, hifampitantana izahay
Vonjeo Ray, Vonjeo re ny taninay
Hifonanay ny ratsy vitany
Mba hiantrao
'Ty Nosinay
Vonjeo Ray, Vonjeo re ny taninay
Hifonanay ny ratsy vitany
Mba hiantrao
'Ty Nosinay
AMPIZIFA (Antoko MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMPIZIFAVangy : 991
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : AMPIZIFA
Daty : 18/03/2024 12:02
