VONJEO NY TANINAY (AMPIZIFA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra ô! jereo ity Nosy
Fa Ianao no mahavonjy
Ny asan'ny satana izay mampahory
Sakanonao fa aza avela hamotraka ahy
Vonjeo Ray, Vonjeo re ny taninay
Hifonanay ny ratsy swdjklav vitany
Mba hiantrao
'Ty Nosinay
Ny vahoakanao ry Ray mila vonjy
Fa mahantra sy mijaly ery
Mba tsinjovinao izahay Ray Mpamonjy
Afaho ny geja izay mamatotra anay
Vonjeo Ray, Vonjeo re ny taninay
Hifonanay ny ratsy vitany
Mba hiantrao
'Ty Nosinay
Mba hampanjakao ry Tompo Malala ô!
Izay mpitondra hendry avy Aminao
Ka tsy hisy intsony ny fankahalana
Hifankatia, hifampitantana fceqrt izahay
Vonjeo Ray, Vonjeo re ny taninay
Hifonanay ny ratsy vitany
Mba hiantrao
'Ty Nosinay
Vonjeo Ray, Vonjeo htkmue re ny taninay
Hifonanay ny ratsy vitany
Mba hiantrao
'Ty Nosinay
AMPIZIFA tononkira.serasera.org (Antoko MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe)
Fa Ianao no mahavonjy
Ny asan'ny satana izay mampahory
Sakanonao fa aza avela hamotraka ahy
Vonjeo Ray, Vonjeo re ny taninay
Hifonanay ny ratsy swdjklav vitany
Mba hiantrao
'Ty Nosinay
Ny vahoakanao ry Ray mila vonjy
Fa mahantra sy mijaly ery
Mba tsinjovinao izahay Ray Mpamonjy
Afaho ny geja izay mamatotra anay
Vonjeo Ray, Vonjeo re ny taninay
Hifonanay ny ratsy vitany
Mba hiantrao
'Ty Nosinay
Mba hampanjakao ry Tompo Malala ô!
Izay mpitondra hendry avy Aminao
Ka tsy hisy intsony ny fankahalana
Hifankatia, hifampitantana fceqrt izahay
Vonjeo Ray, Vonjeo re ny taninay
Hifonanay ny ratsy vitany
Mba hiantrao
'Ty Nosinay
Vonjeo Ray, Vonjeo htkmue re ny taninay
Hifonanay ny ratsy vitany
Mba hiantrao
'Ty Nosinay
AMPIZIFA tononkira.serasera.org (Antoko MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AMPIZIFAVisites : 1053
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : AMPIZIFA
Date : 18/03/2024 12:02
