Ampidiro aloha ny tenimiafina
IZY NO VATOLAMPIKO (AMPIZIFA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izy no Tompoko, Andriamanitro
Heriko, tanjako, Izy tononkira.serasera.org re no ahy
Na mitoetra na mandeha, Izy tsy mandao
Ny fiainako, ny iliaawfw amiko, tsinjoviny avokoa
Ka na misedra izay mafy aho ety, tsy hihemotra
Na maro koa ireo 'zay tsy tia, ho Azy ho doria

Ny fahavelomako, fifmp hanompoako Azy
Omeko ho Azy re izay hananako
Ireo talenta nomeny ahy, hiderako Azy
Hasandratro ny hirako ho voninahiny
Ny fiderana Azy, tsy hatakaloko, tsy soloiko
Fa mandra-maty re Izy no Vatolampiko

Izy no tsy miova, tsy mivadika
Manome fiainana mahavelona
Izy koa tsy miangatra, tsy manavaka
Fitiavana mandrakizay no atolony ho ahy

Izy no Vatolampiko
Izy no rgupapjj Vatolampiko

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMPIZIFAVangy : 880
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : AMPIZIFA
Daty : 22/03/2024 09:37