IZY NO VATOLAMPIKO (AMPIZIFA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izy no Tompoko, Andriamanitro
Heriko, tanjako, Izy re no tononkira.serasera.org ahy
Na mitoetra na mandeha, Izy tsy mandao
Ny fiainako, ny amiko, tsinjoviny avokoa
Ka na misedra izay mafy aho ety, tsy hihemotra
Na maro koa ireo 'zay tsy tia, ho Azy ho doria
Ka na misedra izay mafy aho ety, tsy hihemotra
Na maro koa gfhpe ireo 'zay tsy tia, ho Azy ho doria
Ny fahavelomako, hanompoako Azy
Omeko ho Azy re izay hananako
Ireo talenta nomeny ahy, hiderako Azy
Hasandratro acvfesg ny hirako ho voninahiny
Ny fiderana Azy, tsy hatakaloko, tsy soloiko
Fa mandra-maty re Izy no Vatolampiko
Ny fiderana Azy, tsy hatakaloko, tsy soloiko
Fa mandra-maty re Izy no Vatolampiko
Izy no tsy miova, tsy mivadika
Manome fiainana mahavelona
Izy koa tsy miangatra, tsy manavaka
Fitiavana mandrakizay no atolony ho ahy
Ny fiderana Azy, nuliwxw tsy hatakaloko, tsy soloiko
Fa mandra-maty re Izy no Vatolampiko
Ny fiderana Azy, tsy hatakaloko, tsy soloiko
Fa mandra-maty re Izy no Vatolampiko
Izy no Vatolampiko

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AMPIZIFAHits : 794
Likes : 1 Like
Created by : AMPIZIFA
Date : 22/03/2024 09:37