IZY NO MPANAFAKA (AMPIZIFA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha misy mampahory ianao hyecqaiv eo amin'ny fiainanao
Tsy hahitana vahaolana hatramin'izao
Na qvfcstbt aretina, na adim-piainana saro-bahana dia:
Izao no ataovy dia hovonjena ianao:

Ny Ray sy Zanaka, Fanahy no hametrahanao
Ny ady sy izay rehetra mampahory anao
Fa Andriamanitra Mahery tsy mamela anao irery
Izy ihany no Mpanafaka

Ny Ray sy Zanaka, Fanahy no hametrahanao
Ny lanci ady sy izay rehetra mampahory anao
Fa Andriamanitra Mahery tsy mamela anao irery
Izy ihany no Mpanafaka

Diso hevitra izato ianao re ry havako ô!
Raha ny sampy sy ny ody no hiankinanao
'Zay tsy hahitana soa akory, fa vao maika mampahory
Ka ialao fandrao ho very ianao

Ny tononkira.serasera.org Ray sy Zanaka, Fanahy no hametrahanao
Ny ady sy izay rehetra mampahory anao
Fa Andriamanitra Mahery tsy mamela anao irery
Izy ihany no Mpanafaka

Ny Ray sy Zanaka, Fanahy no hametrahanao
Ny ady sy izay rehetra mampahory anao
Fa Andriamanitra Mahery tsy mamela anao irery
Izy ihany no Mpanafaka

AMPIZIFA (Antoko MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AMPIZIFA
Vangy : 754
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : AMPIZIFA
Daty : 18/03/2024 14:10
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0118