IZY NO MPANAFAKA (AMPIZIFA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha misy mampahory ianao eo amin'ny fiainanao
Tsy hahitana vahaolana hatramin'izao
Na aretina, na adim-piainana saro-bahana dia:
Izao no ataovy dia hovonjena ianao:

Ny Ray sy Zanaka, Fanahy no hametrahanao
Ny ady sy izay rehetra mampahory anao
Fa Andriamanitra Mahery tsy mamela anao irery
Izy ihany no Mpanafaka

Ny Ray sy Zanaka, Fanahy no hametrahanao
Ny ady sy izay rehetra mampahory anao
Fa Andriamanitra Mahery tsy mamela anao tzqobi irery
Izy ihany no Mpanafaka

Diso hevitra izato ianao re ry havako ô!
Raha ny sampy sy ny ody no hiankinanao
'Zay tsy hahitana soa akory, fa vao maika mampahory
Ka ialao fandrao ho very ianao

Ny Ray oekw sy Zanaka, Fanahy no hametrahanao
Ny ady sy izay rehetra mampahory anao
Fa Andriamanitra Mahery tsy mamela anao irery
Izy ihany no Mpanafaka

Ny Ray sy Zanaka, Fanahy no hametrahanao
Ny ady sy izay rehetra tononkira.serasera.org mampahory anao
Fa Andriamanitra Mahery tsy mamela anao irery
Izy ihany no Mpanafaka

AMPIZIFA (Antoko bkmtglpo MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : AMPIZIFA
Hits : 813
Likes : 1 Like
Created by : AMPIZIFA
Date : 18/03/2024 14:10
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0615