Inty aho (AMPIZIFA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Injay fa reko, reko ny antsonao

‘Inty aho Jesoa (16 fois)

Injay fa reko, reko ny antsonao (3 fois)

Ekeko ny antso ataonao ahy e !
Ekeko ny antsonao
Inty aho fa vonona ho Anao
Mba ho irakirakao

Ka sanatria izay handà e !
Jesoa manaiky aho
Inty aho fa vonona ho Anao Jesoa
Mba hitory ny hafatrao

‘Reo ratsy rehetra taminao e !
Hifonako izao
Miaiky re fa diso aho e !
Ka omeo fo vaovao

(2 fois : Ekeko ny antso ataonao…)

Injay fa reko, reko ny antsonao mitaona ahy
Inty aho fa vonona ho Anao Jesoa
Ho miaramilanao

Injay fa reko, reko ny antsonao mitaona ahy
Inty aho fa vonona ho Anao Jesoa
Ho miaramilanao

AMPIZIFA (Antoko MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AMPIZIFA
Visites : 176
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : AMPIZIFA
Date : 04/06/2025 12:38
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0983