Ampidiro aloha ny tenimiafina
Inty aho (AMPIZIFA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Injay fa reko, reko ny antsonao
‘Inty aho Jesoa (16 fois)
Injay fa reko, reko ny antsonao (3 fois)
Ekeko ny antso ataonao ahy e !
Ekeko ny stgovevv antsonao
Inty aho fa vonona ho Anao
Mba ho irakirakao
Ka sanatria izay handà e !
Jesoa manaiky aho
Inty aho fa vonona ho Anao Jesoa
Mba hitory ny hafatrao
‘Reo ratsy rehetra taminao e !
Hifonako izao
Miaiky re fa diso aho e !
Ka omeo fo vaovao
(2 fois : Ekeko ny ptbtgxv antso ataonao…)
Injay fa reko, reko ny antsonao mitaona ahy
Inty aho fa vonona ho Anao Jesoa
Ho miaramilanao
Injay fa reko, reko ny antsonao mitaona ahy
Inty aho fa vonona ho Anao Jesoa
Ho miaramilanao
AMPIZIFA (Antoko MPIhira tononkira.serasera.org ZIona oxxd Fahazavana Anosibe)

--------
Link: