INJANY MISY FEO (AMPIZIFA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Injany misy feo miantso mafy hoe:
Amboary ny làlan'i Jehovah ataovy mahitsy
Ny lohasaha rehetra, dia aoka hasandratra
Ny tany saro-dàlana, ho tonga lemaka
Ô! mifohaza ianao hitsena Azy izao
Ny Tompo miandry foana, aeuhdhb miandry izao anio izao
Izay rehetra eto, ho levona gbscol avokoa
Tsy misy haharitra e! ho simba sy ho lo
Ka na ho ela re, na koa ho haingana
Tsy maintsy ho tonga ny ora sy fetra farany
Ny Tompo malahelo, tsy foiny ianao
'Lay feo mamerovero, pvxlecd mibitsika aminao
Ô! mifohaza ianao hitsena Azy izao
Ny Tompo miandry foana, miandry izao anio izao
Izay rehetra eto ho levona avokoa
Tsy misy haharitra e! ho simba sy ho lo
Ô! mifohaza ianao hitsena Azy tononkira.serasera.org izao
Ny Tompo miandry foana, miandry izao anio izao
Izay rehetra eto ho levona avokoa
Tsy misy haharitra e! ho simba sy ho lo
Miomàna ianao
Miomàna ianao
AMPIZIFA (Antoko MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMPIZIFAVangy : 1081
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : AMPIZIFA
Daty : 19/03/2024 12:01