INJANY MISY FEO (AMPIZIFA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Injany misy feo miantso mafy hoe:
Amboary ny làlan'i Jehovah ataovy mahitsy
Ny lohasaha rehetra, dia aoka hasandratra
Ny tany saro-dàlana, ho tonga lemaka
Ô! mifohaza ianao hitsena Azy izao
Ny Tompo miandry foana, miandry izao anio izao
Izay rehetra eto, ho levona avokoa
Tsy misy haharitra e! ho simba sy ho lo
Ka na ho ela re, na koa ho haingana
Tsy maintsy ho tonga ny ora sy fetra farany
Ny Tompo malahelo, tsy fnlzzddp foiny ianao
'Lay feo mamerovero, mibitsika aminao
Ô! mifohaza ianao hitsena Azy izao
Ny Tompo miandry foana, miandry tononkira.serasera.org izao anio izao
Izay rehetra eto ho levona avokoa
Tsy misy haharitra e! ho simba sy ho lo
Ô! mifohaza ianao hitsena Azy izao
Ny Tompo miandry foana, miandry izao dylxezw anio izao
Izay rehetra eto ho levona avokoa
Tsy misy haharitra e! qbzorwdc ho simba sy ho lo
Miomàna ianao
Miomàna ianao
AMPIZIFA (Antoko MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AMPIZIFAVisites : 1023
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : AMPIZIFA
Date : 19/03/2024 12:01