Ho Anao (AMPIZIFA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miondrika aho manaja Anao Tompo
Tsapako ny fahalehibiazanao
Miaiky koa fa Mpanjaka Ianao Jesosy ô!
Avy aho manandra-peo ho Anao
Noho ny fahasoavanao
Sanatria aho tsy hitoreo, hihoby Anao

Miondrika aho manaja Anao Tompo
Tsapako ny fahalehibiazanao
Miaiky koa fa Mpanjaka Ianao Jesosy ô!
Avy aho manandra-peo ho Anao
Noho ny fahasoavanao
Sanatria aho tsy hitoreo, hihoby Anao

Ho Anao Jesoa Tompo, ho Anao ho mandrakizay doria
Ho Anao ny haja, satria Ianao dia tonga ho anay

Miondrika aho manaja Anao Tompo
Tsapako ny fahalehibiazanao
Miaiky koa fa Mpanjaka Ianao Jesosy ô!
Miondrika aho manaja Anao Tompo
Tsapako ny fahalehibiazanao
Miaiky koa fa Mpanjaka Ianao Jesoa tia ô!

Ho Anao Jesoa Tompo, ho Anao ho mandrakizay doria
Ho Anao ny haja satria Ianao dia tonga ho anay
Ho Anao Jesoa Tompo, ho Anao ho mandrakizay doria
Ho Anao ny haja satria Ianao dia tonga ho anay
Teraka ho anay, tonga olona

Avy aho manandra-peo ho Anao
Noho ny fahasoavanao
Indro aho MANAJA ANAO
Indro aho MIDERA ANAO
Indro aho MITSAOKA ANAO Jesoa Tia ô!

Ho Anao Jesoa Tompo, ho Anao ho mandrakizay doria
Ho Anao ny haja satria Ianao dia tonga ho anay
Ho Anao Jesoa Tompo, ho Anao ho mandrakizay doria
Ho Anao ny haja
Satria Ianao dia tonga ho anay (x3)
Teraka ho anay
Famonjena anay

AMPIZIFA na Antoko MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AMPIZIFA
Vangy : 11
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : AMPIZIFA
Daty : 09/03/2026 13:31
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0295