Ho Anao (AMPIZIFA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miondrika aho manaja Anao Tompo
Tsapako ny fahalehibiazanao
Miaiky koa fa Mpanjaka Ianao Jesosy ô!
Avy aho manandra-peo ho Anao
Noho ny fahasoavanao
Sanatria aho tsy hitoreo, hihoby Anao

Miondrika aho manaja Anao Tompo
Tsapako ny fahalehibiazanao
Miaiky koa fa Mpanjaka Ianao Jesosy ô!
Avy aho manandra-peo ho Anao
Noho ny fahasoavanao
Sanatria aho tsy hitoreo, hihoby Anao

Ho Anao Jesoa Tompo, ho Anao ho mandrakizay doria
Ho Anao ny haja, satria Ianao dia tonga ho anay

Miondrika aho manaja Anao Tompo
Tsapako ny fahalehibiazanao
Miaiky koa fa Mpanjaka Ianao Jesosy ô!
Miondrika aho manaja Anao Tompo
Tsapako ny fahalehibiazanao
Miaiky koa fa Mpanjaka Ianao Jesoa tia ô!

Ho Anao Jesoa Tompo, ho tononkira.serasera.org Anao ho mandrakizay doria
Ho Anao ny haja satria Ianao dia tonga ho anay
Ho Anao Jesoa Tompo, ho Anao ho mandrakizay doria
Ho Anao ny haja satria Ianao dia tonga ho anay
Teraka ho anay, tonga olona

Avy aho manandra-peo ho Anao
Noho ny fahasoavanao
Indro aho MANAJA ANAO
Indro aho MIDERA ANAO
Indro aho MITSAOKA ANAO Jesoa Tia ô!

Ho Anao Jesoa Tompo, ho Anao ho mandrakizay doria
Ho Anao ny haja satria ieggkev Ianao dia tonga ho anay
Ho Anao Jesoa Tompo, ho Anao ho mandrakizay doria
Ho Anao axpkmrzu ny haja
Satria Ianao dia tonga ho anay kvogz (x3)
Teraka ho anay
Famonjena anay

AMPIZIFA na Antoko MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AMPIZIFA
Visites : 181
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : AMPIZIFA
Date : 09/03/2026 13:31
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0303