Hankalazao (AMPIZIFA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Maro tononkira.serasera.org ireo tsy mahalala ny tena famonjena
Fa variana loatra, sy sondriana foana
(Tsy mahatsiaro ny Mpamonjy)
Maro koa ireo jamba eny amin’ny tontolo
Tsy mihevitra intsony izay tena hiafarana
Ianao kosa mba ahoana no mba fihevitrao
Andao hankalazaina ny anton’ilay famonjena
Jesoa anie tonga ho ahy sy ho anao
Izy irery no hankalazao
2.Tsarovy, tadidio ilay fanetrentena
Izay nataon’i Jesoa tao an-tranon’omby
(Tonga nofo ho ahy sy ho anao)
Ambarao eran-tany ho re manako hatrany
F’izay mandray Azy ihany no handova ny lanitra
Izy no kakrqe mendrik’haja, mendrika ny ho deraina
‘Zay rehetra atao re, ataovy ho an’ny Tompo
Jesoa anie tonga ho ahy sy ho anao
Izy weier irery no hankalazao
Jesoa anie tonga ho ahy sy ho anao
Izy irery no hankalazao
AMPIZIFA (Antoko vryrww MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe)

--------
Rohy: