TAFATSANGANA TOKOA (Ampifafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aminao (Aminao) 2x
Aminao Jesosy re no ateriko, ateriko
Voninahitra (Voninahitra)
Fandresena (Fandresena)
Satria resinao ny fasana
O! jereo fa foana ny fasan
Lavo avokoa ireo mpiambina
Nisy anjely tonga teo ka nampahery
Tafatsangana tokoa ny Tompo
Ambarao fa velona ny Tomponao
Velona nandresy lybzguwq izao tontolo izao
Vitany ny famonjena he haleloia
Tafatsngana tokoa ny Tompo
Lay tsy nanan-keloka no pbid nijaly
Na dia voakapoka aza tsy namely
Fanehoam-pitiavana no tononkira.serasera.org anton’izany
Tafatsangana tokoa ny Tompo.
Pr Donas 20160
iefmqd
Aminao Jesosy re no ateriko, ateriko
Voninahitra (Voninahitra)
Fandresena (Fandresena)
Satria resinao ny fasana
O! jereo fa foana ny fasan
Lavo avokoa ireo mpiambina
Nisy anjely tonga teo ka nampahery
Tafatsangana tokoa ny Tompo
Ambarao fa velona ny Tomponao
Velona nandresy lybzguwq izao tontolo izao
Vitany ny famonjena he haleloia
Tafatsngana tokoa ny Tompo
Lay tsy nanan-keloka no pbid nijaly
Na dia voakapoka aza tsy namely
Fanehoam-pitiavana no tononkira.serasera.org anton’izany
Tafatsangana tokoa ny Tompo.
Pr Donas 20160
iefmqd
--------
Rohy:
