NY FEON'NY AMPIFAFI (Ampifafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ny feon'ny utxts vcuwpl AMPIFAFI
Miantso tononkira.serasera.org anao ry zandry
Haneho fiderana manako
Hamakivaky ny lanitra
ref:Koa faingana ianao fa
Miantso anao Ny Tompo
Haneho fiderana manako
Hamakivaky ny lanitra
2-Ny feon'ny AMPIFAFI
Miantso anao ry aawmmh zoky
Hibanjina Ilay Ray be fitia
Izay niantso sy nifidy anao
3-Ny feon'ny AMPIFAFI
Dia miantso an'i Jesosy
Hamoha ireo izay mbola matory
Ho any an-danitra
Koa faingana ianao fa
Miantso anao Ny Tompo
Haneho fiderana manako
Hamakivaky ny lanitra
Koa faingana ianao fa
Miantso anao Ny Tompo
Haneho fiderana manako
Hamakivaky ny lanitra
Koa faingana ianao fa
Miantso anao Ny Tompo
Haneho fiderana manako
Hamakivaky ny lanitra
Miantso tononkira.serasera.org anao ry zandry
Haneho fiderana manako
Hamakivaky ny lanitra
ref:Koa faingana ianao fa
Miantso anao Ny Tompo
Haneho fiderana manako
Hamakivaky ny lanitra
2-Ny feon'ny AMPIFAFI
Miantso anao ry aawmmh zoky
Hibanjina Ilay Ray be fitia
Izay niantso sy nifidy anao
3-Ny feon'ny AMPIFAFI
Dia miantso an'i Jesosy
Hamoha ireo izay mbola matory
Ho any an-danitra
Koa faingana ianao fa
Miantso anao Ny Tompo
Haneho fiderana manako
Hamakivaky ny lanitra
Koa faingana ianao fa
Miantso anao Ny Tompo
Haneho fiderana manako
Hamakivaky ny lanitra
Koa faingana ianao fa
Miantso anao Ny Tompo
Haneho fiderana manako
Hamakivaky ny lanitra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AmpifafiVangy : 531
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Malalasanta
Daty : 01/07/2023 16:57
