HO IRAKAO AHO (Ampifafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Ho irakao aho Jeso ô! Ekeo
Miantso anao Jesosy Tompo mba ho iraka
Be ny vokatra jereo fa vitsy ny mpanao
Manontany anao an-tsitra-po Jesosy anio
Iza no ho irako andeha avia
Inty aho Jeso andeha na sarotra aza ny dia
Aoka Hianao no hitarika
Ka ny prza teniko hoe :
Inty aho Jeso, inty aho iraho
Vonona andeha hanao ny sitrakao
Izao no velirano ataoko an'i jeso
Koa meteza re Jeso haniraka ahy
Moa hanaiky an-tsitra-po handeha ianao anio
Sa tsy mbola tapa-kevitra hanoina ny antsony
Nefa tadidio fa misy sarany ho anao
Koa meteza re Jeso haniraka ahy
2) Ho irakao aho Jeso ô! Ekeo
Njao mandona am-ponao Jeso Tompo mba vohay
Sasa-miandry ary tononkira.serasera.org miantso ny hiverenanao
Ajanony ampy izay biar ny ampitso lavanao
Ndao hanaiky tabmx amin'izay ho irany

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AmpifafiHits : 593
Likes : 2 Like
Created by : Malalasanta
Date : 04/07/2023 08:43