Fa Ianao (Ampifafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Te hihira ho Anao aho
Te hidera Anao koa
Te hiantso Anao aho satria
Mangetaheta Anao ny fanahiko
Ref: fa ny miaraka Aminao
Afaka ny tahotro
Fa ny eo aojiag anilanao
Mirana ny foko ftidfly
Fa ny eo akaikinao
Tsy tsaroako avokoa
Ireo lasako taloha jtkrp o!
Fa sambatra tononkira.serasera.org aho fa miaraka Aminao
Fa sambatra aho fa eo anilanao
A/C: Santatra
Te hidera Anao koa
Te hiantso Anao aho satria
Mangetaheta Anao ny fanahiko
Ref: fa ny miaraka Aminao
Afaka ny tahotro
Fa ny eo aojiag anilanao
Mirana ny foko ftidfly
Fa ny eo akaikinao
Tsy tsaroako avokoa
Ireo lasako taloha jtkrp o!
Fa sambatra tononkira.serasera.org aho fa miaraka Aminao
Fa sambatra aho fa eo anilanao
A/C: Santatra
--------
Rohy:
