Eto an-tanim-piadiana (Ampifafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Eto an-tanim-piadiana
No iantsoako Anao Jesoa
Manantena aho hneoqro fa ho valianao
Aho Jeso,inty ny zandrinao

          Manantena Anao aho Jesoa
          Manantena Anao ny zandrinao
          Manantena aho fa tsy tononkira.serasera.org handao ahy Ianao
        zhgk    Indro pxmzjv atolotro ny fanahiko

2.Indro atolotro ny fanahiko
Ho Anao ka anjakao Jesoa
Ka na inona hitranga
Ianao no hantsoiko lalan-dava

3.Aza avela hanirery
Ny mpianatra madinika
Fa na sompatra ny fiainana
Ianao no tsy mahafoy ahy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ampifafi
Vangy : 292
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Dadasa
Daty : 22/04/2026 06:26
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0354