Ampianaro Ahy Jesosy (Ampifafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ampianaro ahy Jesosy zany fitiavanao
Mba drqignq hahaizako mitia ireo namako
Na ireo fahavaloko ho tiavina tokoa
Toy ny tononkira.serasera.org nitiavanao anay mpanota loza be!

Ref: O! Ry havako malala fantatrao ve?
Fa ny Tompo anie mandinika ny toetranao
Moa tanteraka ve ny hafany?
Saino tsara re izao: MIJERY ANAO JESO

2- Nanafatra tokoa Ianao ry Jesosy Zoky sovyxje tia
Hitandremanay tanora ireo didinao
Dia ireo didy vaovao hampifankatia anay
Ka mlnahdp tsy hisy intsony re ny fialonana

3- Tahaka Anao tokoa Jeso no fanirian'ny zandrinao
Be fiantra be, fitia, Mpamindra fo Ianao
Ka raha tonga ny fotoana manafika ny fankam-panahy
Vavaka hatrany, hatrany no hasandratray

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ampifafi
Vangy : 1216
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Ampifafi
Daty : 20/11/2020 13:47
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0367