Tsy azo antenaina (AMIKRI (Akon'ny Miaramilan'i KRISTY))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy azo antenaina izay zavatra ilaina raha toa ka Mbola miaina fa tany karakaina
Ity tany Ity e! Toa tanim-pahoriana sy feno fijaliana sy fangirifiriana
Fanantenana ny fiainana any ankoatra izay tena tsara voatra nomanina ho anao
Raha toa isika handova paradisa nomen'ny Tompo anao.
Isika mpino, Mba mitandrema hatrany hatrany
Malama maina rotm anie ny tany, Sao tsy tononkira.serasera.org ho Tonga an-danitra any.
Raha samy ho faty aleo manao ny tsara jmdygli ihany
Fa misy fetra ny eto an-tany, miserana mandalo ihany.
Ireo hadalana sy fakom-pahotana atolotr'i satana tsy maintsy hialana,
Ny fahendrena izay voadim-panekena madio toa volamena, izay no fandresena
Io no safidy izay tena sarobidy, sy myptrgdt lala-nofinidy handraisan-tsika ré!
Ilay famonjena natolotra,Nomena Ireo olo-marobe.
A/C: RAKOTOARILALA Nest Herry-Lys
Keys: Fa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMIKRI (Akon'ny Miaramilan'i KRISTY)Vangy : 722
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : miharymamy8
Daty : 14/06/2022 21:15