Tsy azo antenaina (AMIKRI (Akon'ny Miaramilan'i KRISTY))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy azo antenaina izay zavatra ilaina raha toa ka Mbola miaina fa tany karakaina
Ity tany Ity e! Toa tanim-pahoriana sy feno fijaliana sy fangirifiriana
Fanantenana ny fiainana any ankoatra izay arze tena tsara voatra nomanina ho anao
Raha toa isika handova paradisa nomen'ny Tompo anao.
Isika mpino, upzxjl Mba mitandrema hatrany hatrany
Malama maina anie ny tany, Sao tsy ho Tonga an-danitra any.
Raha samy ho faty aleo qxhw manao ny tsara ihany
Fa misy fetra ny eto an-tany, miserana mandalo ihany.
Ireo hadalana sy fakom-pahotana atolotr'i satana tsy maintsy hialana,
Ny fahendrena izay voadim-panekena madio toa volamena, izay no fandresena
Io no safidy izay tena sarobidy, sy lala-nofinidy handraisan-tsika ré!
Ilay famonjena natolotra,Nomena tononkira.serasera.org Ireo olo-marobe.
A/C: RAKOTOARILALA Nest Herry-Lys
Keys: Fa

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AMIKRI (Akon'ny Miaramilan'i KRISTY)Visites : 680
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : miharymamy8
Date : 14/06/2022 21:15