Tsy tantiko intsony (AMIKRI (Akon'ny Miaramilan'i KRISTY))

Tsy tantiko intsony fa tiko torina @nao ry namako ô! fa satriko foana hitory sy hilaza vaovao mahafaly e!
Manery ahy ny foko hanambara ilay hafatra soa (fatsara e) fa tsara ilay Andriamanitra be indrafo
Izay mahatsapa fa tsara ny manaradia dia higoka ny tsiripitiavana ianao hatrary
Isika mpanompo matoky @ kely natao dia ho tendrena ho mpanapaka ny be hatramin'izao. ka miorena tsara ianao, aza miotononkira.serasera.orgva,torio ambarao ny finoana sy fanantenana dia hazava@nao izany lala-kombana!
tsy tantiko intsony.....

Tsy misy nateraka ho anjely ka tsara tokoa, fa anjaran'ny tsirairay ny mba hoe miova fo
Na de mena takaky ny jaky ny fahotanareo dia hadio toy ny oram-panala ka foana hatreo. Endre zany famindrampo, lay fitiavana mamy tokoa, ho antsika zay tena mpanompo: mijoroa, mitoria mitoria hoy ny tompo ô!
Tsy tantiko intsony.....

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : AMIKRI (Akon'ny Miaramilan'i KRISTY)
Mpamaky : 100
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : miharymamy8
Tamin'ny : 25/08/2019 22:42:33
ID : 12012

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo