Ny hasambarako (AMIKRI (Akon'ny Miaramilan'i KRISTY))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny hasambarako sy fifalian'ny saiko, he fantatrao
Fa lavorary izay rehetra nokasaiko qxjuj avy aminao
ho mendrika ny anaranao tokoa tokoa ny asa vita
Ilay fitahiana izay mjrrfjtb tsy manampaharoa tsy mety vita
Tanterakao izay rehetra nandrandraina ry Tompo tia
ka nody ventiny ny rano natsakaina ho antsika pkfg ety
ka aoka hazoto lalandava aza malaina, miasa re!
fa mbola misy valim-bavaka antenaina ho an'ny olo-maro be
Ref: Ny asa tsara sady mendrika no lakana tsy mety ho rendrika
hitondra sy hampita antsika ety ho ary an-danitra ary
Endre izato fifaliam-be fa indro tonga ilay mazava re
hitondra soa sy fiadanana ary hasambarana
Ny herin-tsaina, herim-batana sy tena, sy herim-po
Ireo fananana sy vola na harena avy aiza moa?
Moa ve mba fantatrao ry velona miaina eto an-tany
fa mila anao ireo voageja mitaraina sy mitomany
Ny soa atao levenam-bola sy adidy zay miandry anao
ho raki-tsoa sy volamena sarobidy homeny anao
Satria ianao ilay efa manana mazava, mitsangana
ka mahereza misikina lalandava ka mandehana
Ref:.....
A/C: Nest tononkira.serasera.org Herry-Lys

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMIKRI (Akon'ny Miaramilan'i KRISTY)Vangy : 1109
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : miharymamy8
Daty : 25/08/2019 22:41