Fikambanana Malala (AMIKRI (Akon'ny Miaramilan'i KRISTY))

Fikambanana Malala, nitaiza sady nanasoa
Ny fitiavako tsy miala, tena raikitra ao am-po
Andry sy mpanolokolo sy manintsy izany dia
Ray miteny sy manoro, ka tena sambatra aho satria
     Ka n'aiza n'aiza misy ahy ho velona ato am-poko ianao
     Irony fiainana am-panahy mitondra hery vaovao
     Ry fikambanako lalaiko,mamiko indrindra ka izao
     Raha Mbola velona ny aiko, satriko foana anilanao.

Fikambanana tsy tononkira.serasera.orgfoiko,nandresy lahatra ny fo
Izao tontolo izao afoiko, f'ao no misy zava-tsoa
Lalana mitaiza ahy mba ho hendry sy hanoa
Mitahiry ny fanahy hanompo an'ilay Ray Tsitoha
      Ka n'inona n'inona midona, na zary lavitra ny fo
      Injay ny foko fa mirona ho eo anilanao tokoa
      Ity fikambanako antenaiko hitsena sy hambomba ahy
      Ka falifaly erĂ½ ny saiko, ho velombolo ny fanahy.

Key :Fa
A/C: RAKOTOARILALA Nest Herry-Lys
A.MI.KRI 2000

Mpihira : AMIKRI (Akon'ny Miaramilan'i KRISTY)
Mpamaky : 63
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : miharymamy8
Tamin'ny : 14/06/2022 19:15:14
ID : 14307

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo