HIOVA FO (AMFM)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy navelanao, fa mbola novonjenao aho
Tsy handray ny valin’ny haratsiako
Hatramin’izao, tsy misy fiovana aho
Mbola minia, milalao fahotana
Impiry moa aho, no inyr nifona Aminao
Nefa tsy niova, fa nanalavitra tononkira.serasera.org aho
Ny ataoko ihany no anaratsiana ozvh Anao
Menatra aho, menatra aho, ka HIOVA FO
Indray andro aho, vmgk nilaza tsy hiala Aminao
Nefa mbola tsy niova
Ianao nefa, mbola tsy nanary ahy
“Manantona” hoy Ianao
Gaston

--------
Lien: