You are here: home > Tononkira > AMFM

VAVAKA (AMFM)

Ray ô! henoy ny feoko miantso anao
Mamela raiso izaho fa mitalaho
Toroy ny marina aho ho toky
Inona no antony ahavelomako
Ny ho zarako ny ho aviko
Miafina ka mba araho, bitsio am-poTsiky dia ampy

REF:Alaim-panahy ka mila tsy ho zakako
        ’Ty ziogako zay mila hampamoy fo
        Fa ao aminao ny tendry sy ny mahasoa
        Tompo ô! ô avia toneo ny fo
        Ô! vonjeo fa miandrandra anao Jeso

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : AMFM
Mpamaky : 2382
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 25/06/2003 19:32:10
ID : 1733

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo