You are here: home > Tononkira > AMFM

MANIRY HOVONJENA (AMFM)

1.Ilay adama ela, izay nanimba ahy hatramizay.
Tsy avelako hanjaka ao am-po, fa Ianao no ho fiainako

Maniry aho ny hohavaozinao
Te hiala amin-dratsy fanao
Malemy aho ny foko sasao
Diovy, antononkira.serasera.orgjakao

2.Maniry ny hovonjena aho, ny hamerina ny voady natao
Tsy zatra ady aho, ka tantanonao ety an-dalana

3.Fanahy รด meteza, ny hanoro ahy ny lalam-baovao
Raha eo ianao dia handresy aho, fa tsy ho solafaka

Gaston

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : AMFM
Mpamaky : 1125
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Antsakely
Tamin'ny : 06/02/2014 12:18:53
ID : 6454

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo