You are here: home > Tononkira > AMFM

VONJEO MADAGASIKARA (AMFM)

Aie tilamilamina
Managna anao da mitaray
Managna anao da mitaraigne e!

      Ry havako ô
      Sandraigne ho loza anie ty tany ity
      Mampagnahy mievaeva riemoriemo eky avao
      Iô io gn’avognavogne
      Sevain’olo an’io laha rongatry e
      Iegninegniny iô iô iô

I]Tarito iay hipody aminao gny lala
   F’ anao gn’ampamonjy Kapiteny tsara
   Mivalo aminao ary Tsiky dia ampymitalaho
   Misitrika aminao mamelà ny helokay
   Jesosy re afaho Madagasikara
   Ny teninao avao io no lova tsara

II]Ity fireneko migorosy afara
  Asetroky ny rano rano be manonja
  Jesosy re afaho Madagasikara
  Ataovy agnilany eo ny Filazantsara
  Ho sambatra tokoa Madagasikara
  (Vonjeo Vonjeo Jeso Madagasikara)2

(Tilamilamina)4
                                                  SEDERA Jean Bart Claude

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : AMFM
Mpamaky : 2287
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : FEO MIANTSO
Tamin'ny : 09/07/2003 13:52:21
ID : 1755

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo